|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  kila
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] may
4  [1.1] May, voadoro: Kila ny trano dimy tao an-tanàna
Voatono: Nodoran' ny olona ny bozaka tany antanety ka kila ireo valalavao nandry teny.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] burnt
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] brûlé, grillé: Kila ny tranonay (Notre maison a été complètement brulée) ~ Kilan' ny afo ny tongotro (Mon pied est grillé par le feu)
7  [1.8] brûlé.
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)15  kila
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1] Valala may eny an-tanety ka angonina hamahanana vorona na kisoa
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3] les sauterelles grillées dans les herbes auxquelles on a mis le feu

Teny iditra (3/4)19  kila
Sokajin-teny  20  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.78] [Bara] daholo
Fanazavàna teny frantsay  22  [1.19] [Tankarana] tous.

Teny iditra (4/4)23  -kila
Sokajin-teny  24  endritenin' ny hoe hila
Fanazavàna teny malagasy  25  [3.1] hila

Fivaditsoratra  26  kali, kaly, -kila, kila, laky, lika

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08