Teny iditra kilafitsotsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsileo] Randram-bolo betsileo mitovy amin' ny kifolo an' ila, manahatahaka ny akondro (otsy) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra kilafahonofotsy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31