Teny iditra (1/4) | 1 kilanjy |
Fototeny | 2 lanjy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.10#K199] pipa fifohana paraky na vovo-tsigara 5 [1.1] Fitaovana misy karazana fatana kely sy fantsona ka andorana sy ifohana ravim-paraky pipa |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] a tobacco pipe |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] pipe |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 9 kilanjy |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.10#K199] [Betsileo]
Sporobolus sp. karazan' ahitra fihinan' ny ombysy ny ondry, ets. |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.2] [Betsileo]
the name of a grass |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.196] [Betsileo]
Sporobolus centrifugus (Trin.) Nees (Poaceae). Espèce fourragère médiocre, broutée seulement à l'état jeune, et dont les animaux se contentent faute de mieux. |
Voambolana |
14 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/4) | 16 kilanjy |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.10#K199] [Betsileo]
tany be ahitra, taninahitra, kijana fihinanan' ny omby amana ondry |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.196] [Betsileo]
Terrains herbeux où il y a beaucoup de kilanjy. On y emmène les boeufs paître, surtout au début de la saison des pluies. (R.P. Dubois). |
Ohatra |
20 kilanjy fatratra izao ao ambodi-valan-dRasamy ao izao, ko fairo ane ny aombe hihinana [1.10#K199] |
Voambolana |
21 Haizavamaniry |
Teny iditra (4/4) | 22 kilanjy |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.10#K199] zavamaniry toy ny rongona fanaovana lamba |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.196] [Sakalava]
Plante indéterminée fournissant une fibre textile (Firaketana Malagasy). |
Voambolana |
26 Haizavamaniry |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27 |