Teny iditra | 1 kilaometatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Halavirana mitovy amin' ny arivo metatra, izay lasa refy fototra amin' ny: a) fandrefesana elanelan-toerana na tanàna: Fianarana dia 405 kilaometatra avy aty Antananarivo b) fandrefesana halavan-drenirano na ony: I Matsiatra-Mangoky no lava indrindra amin' ny ony rehetra eto Madagasikara fa mahatratra 530 kilaometatra |
Voambolana |
4 Toerana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |