Teny iditra | 1 kilasimandry |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mpianatra tsy mody fa misakafo sy mandry any amin' ny trano fianarana ihany ka mandoa izay vola rehetra lany amin' izany |
Singan-teny | 4 kilasy, mandry |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |