|
|
|
|

Teny iditra1  kilasimandry
Singan-teny  2  kilasy, mandry
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mpianatra tsy mody fa misakafo sy mandry any amin' ny trano fianarana ihany ka mandoa izay vola rehetra lany amin' izany

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02