Teny iditra | 1 kilasy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Voninahitra omena antoko-mpiasa, na laharana omena antokonjavatra mifanaraka amin' ny fahamboniana na fahatsarany: Injeniera kilasy faharoa / Kalesin-dalamby kilasy voalohany Fitambaran' ny mpianatra mitovitovy fahaizana ka iray efitrano fianarana, iray mpampianatra: Hitsangantsangana ny mpianatra ao amin' ny kilasy fahatelo rahampitso Mpianatra anisan' ny antoko-mpianatra voalaza etsy ambony: Kilasy fahenina Isambilo taon-dasa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a class in school; a school-room |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] une classe à l'école 6 [1.13] classe |
Ohatra |
7 Nanomboka ny kilasy [2.117#] 8 Tao amin' ny kilasy fahatelo no nanombohako [2.643#] 9 Ny Fanerogarna indray dia mizara ho kilasy roa [1.357#] |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Fivaditsoratra | 17 kalisy, kilasy, kisaly, lakisy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |