Teny iditra kilavaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona fetsifetsy, vonona ny hampiasa hevitra tsy dia mahomby loatra, indrindra eo amin' ny fanatontosana ny asa amana adidiny izay ataony kitoatoa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31