| Teny iditra | 1 kilavaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza olona fetsifetsy, vonona ny hampiasa hevitra tsy dia mahomby loatra, indrindra eo amin' ny fanatontosana ny asa amana adidiny izay ataony kitoatoa
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|