|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kilo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] mandrotsindrotsina amin'ny hoditra mariky ny fisehon'ny aretina ety ivelany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] éruption, bouton
Voambolana  5  Fahasalamana
Tovy hevitra  6  forofotra

Teny iditra (2/3)7  kilo
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.196] Cité par Dubois, le Firaketana Malagasy, etc. Sens général : aliments qu'on mange la nuit, après le coucher du jour ; souvent aussi, aliments réservés aux vieillards, au maître de la maison
Voambolana  10  Toe-karena: hanina

Teny iditra (3/3)11  kilo
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.196] Nom d'un arbre indéterminé. Il donne des fruits aigrelets considérés comme ayant des propriétés pectorales. Les écorces fournissent une décoction qu'on utilise en badigeon et gargarismes contre les angines et laryngites. [Betsileo]
Voambolana  14  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Fivaditsoratra  15  kilo, koly, loky, Loky, olik

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14