Teny iditra kinangaly
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mainty [2.588]
Ohatra Dia nitodika nanondrotondro ireo Vazaha tery an-dafy atsinanana tamin'ny tehina kinangaly (mainty) teny an-tanany izy [2.588]
Kamban-teny 

Teny iditra kinangaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo fanandratana na fanohizana sampy na ody [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20