Teny iditra (1/2) | 1 kinangaly |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [2.588#115] mainty |
Ohatra |
4 Dia nitodika nanondrotondro ireo Vazaha tery an-dafy atsinanana tamin'ny tehina kinangaly (mainty) teny an-tanany izy [2.588#115] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 6 kinangaly |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Hazo fanandratana na fanohizana sampy na ody |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |