|
|
|
|

Teny iditra1  kinanjo
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Ohatra  3  [2.470#135] kinanjo, tsy niverina Rainilidy
4  [2.471#22] Hehy no nantenaiko hasetriny ny teniko, kinanjo maso nanganohano no nibanjina ahy
5  [2.529#105] kinanjo, tsy vatana poaka aty intsony no nokatsahinao, fa fanahy iray mbola tsy nitia
Fototeny  6  kanjo
Tovy hevitra  7  kanjo

Fivaditsoratra  8  ankonjy, kinanjo, nakojin, nokajin

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21