Teny iditra kinaonaona (naonaona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Menomenona tsy miato, fitarainana mampalahelo
Mitovy hevitra: naonaona [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay hurlements, cris des chiens. Comme naonaona [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31