|
|
|
|

Teny iditra1  kinarinarina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba filolohavan-javatra tsy hazonina, fa ny loha no ahetsiketsika kendrena hanohana azy tsy hianjera
Fametrahan-javatra mihilangilana tsy asiana tohany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] jeu d'équilibre
Fototeny  5  arinarina
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny kinarinarina io

Fivaditsoratra  7  kinarinarina, nanirakirany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21