Teny iditra | kinaroka (karoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voakaroka, karohina, zahana, tadiavina: Efa nokinaroko hatraiza hatraiza fa tsy hitako [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Fouillé, gratté, cherché, remué, sondé, scruté [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voakaroka | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/28 |