|
|
|
|

Teny iditra1  kinaroka
Fototeny  2  karoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] voakaroka, karohina, zahana, tadiavina: Efa nokinaroko hatraiza hatraiza fa tsy hitako
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#315] fouillé, gratté, cherché, remué, sondé, scruté
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  voakaroka

Fivaditsoratra  10  kinaroka, nakariko, narikako, nikaroka, nikoraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21