Teny iditra | kinepoka (kepoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voakepoka, kepohina: Nokinepoky ny alika ny taolana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Croqué, gaspillé [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voakepoka | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |