|
|
|
|

Teny iditra1  kinepoka
Fototeny  2  kepoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] voakepoka, kepohina: Nokinepoky ny alika ny taolana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#323] croqué, gaspillé
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  voakepoka

Fivaditsoratra  10  kinepoka, nikepoka, panekiko

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20