Teny iditra | kinia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Taisaka] fikasana [Rakotosaona 1975] | |
[Bara] fandrahonana, fananana risi-po [Rakotosaona 1975] | ||
Fanaovana zavatra an-tsitrapo, fanahy iniana mba hamazivaziana olona na noho ny hamaivana an-doha [Rajemisa 1985] | ||
Teny mitovy hevitra | kiniania | |
Teny iditra | kinia | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | [Tambahoaka] iniana [Rakotosaona 1975] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |