Teny iditra | kinisoka (kisoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voakisoka, voatorotoro, voatoto: Paraky tsy nokinisoka tsara izy izany [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Moulu, pulvérisé: Tsy nokinisoka tsara ity paraky ity (Ce tabac n’a pas été bien pulvérisé) [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voakisoka | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |