|
|
|
|

Teny iditra1  kinkiho
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] ny faritra ivelan'ny fitohizan'ny toron-tsandry sy ny sandry, kiho: Mitovy foretana fany samby hafa fandre koa ny lohalitre amin'kinkiho (samy miforitra nefa samihafa fandry toy ny lohalika sy ny kiho)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.19] [Tankarana] coude (minko). § kìho.
Voambolana  5  Haiaina
Tovy hevitra  6  kihokiho

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10