Teny iditra kinomby (komby)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy napetraka anaty komby: Taloha nokinomby ny vehivavy raha nifana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay qu’on a placé dans une alcôve chaude [Abinal 1888]
Haiendriteny 
kinomby
kinombiko
kinombinao
kinombiny
kinombintsika
kinombinay
kinombinareo
kinombin'
kinombin-
kinombim-
nokinomby
nokinombiko
nokinombinao
nokinombiny
nokinombintsika
nokinombinay
nokinombinareo
nokinombin'
nokinombin-
nokinombim-
hokinomby
hokinombiko
hokinombinao
hokinombiny
hokinombintsika
hokinombinay
hokinombinareo
hokinombin'
hokinombin-
hokinombim-
Teny mitovy hevitra voakomby

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/28