Teny iditra | 1 kipily |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tehina fohy na fantaka ataon' ny mpiandry omby fitorahana; fiantoraka ny zavatra lavalava atsipy ka mihodinkodina alohan' ny hiantefany amin' ny anipazana azy [1.1#495] |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09 |