|
|
|
|

Teny iditra1  kiraina
Fototeny  2  kira
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Akana kira: Io ve ny rofia nokirainao?
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to have the fibers pulled out
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] dont on tire les fibres; qu'on écaille
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny kiraina io

Fivaditsoratra  12  akariny, arakiny, arikany, ikirana, iraikan, kiraina, kiranay, naraiki, niraika, niriaka, rikaina, rikiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21