Teny iditra kirana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy sahy fa kivy ambony ihany; mangaihay noho ny hagagana tamin' ny zavatra hita tsy nampoizina: Kirana Isambilo nahita ny nibatako ilay fonjam-by roapolo kilao [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31