|
|
|
|

Teny iditra1  kirana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy sahy fa kivy ambony ihany; mangaihay noho ny hagagana tamin' ny zavatra hita tsy nampoizina: Kirana Isambilo nahita ny nibatako ilay fonjam-by roapolo kilao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] Acide, qui agace les dents

Fivaditsoratra  5  akarin, ankira, arakin, arikan, karani, kirana, nakari, naraik, narika

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/30