Teny iditra | kirango | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Ranjo: Totoitra teoeo aba aho ka save maratsa ny kirangoko (Tafintohina (totoitra) teo re aho ka tena maratra ny ranjoko) [1.78] | |
Iray amin'ny taolan-dranjo [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Tibia [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tsipelina hafa | kiranjo | |
Fivaditsoratra | kirango, kironga, ngiroka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |