| Teny iditra | 1 kiraro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-pitafiana afono ny tongotra mba hiaro azy, izay matetika vita amin' ny hodi-biby, na indraindray koa amin' ny fingotra na lamba
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 shoes
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 souliers, pantoufles
[1.3#334] 6 soulier; chaussure [1.8] |
| Ohatra |
7 Efa lasa lavitra vao nampidiriko ny kiraro.
[2.4#49]
8 Ianao tsy mba manana kiraro intelo miova toy ny hafa ve? [2.285#202] 9 Mbola nipoapoaka ihany ny daka kiraro tamin' ny tehezana, ny kibo, ny loha. [2.472#228] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 31 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 33 run='/bins/randzavola?p=561'>Randzavola: kiraro ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | kiraro, 34 korira, 35 rorika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|