Teny iditra | 1 kiraro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazam-pitafiana afono ny tongotra mba hiaro azy, izay matetika vita amin' ny hodi-biby, na indraindray koa amin' ny fingotra na lamba |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] shoes |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#334] souliers, pantoufles 6 [1.8] soulier; chaussure |
Ohatra |
7 Efa lasa lavitra vao nampidiriko ny kiraro. [2.4] 8 Ianao tsy mba manana kiraro intelo miova toy ny hafa ve? [2.285] 9 Mbola nipoapoaka ihany ny daka kiraro tamin' ny tehezana, ny kibo, ny loha. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny kiraro io |
Lahatsoratra |
26 Randzavola: kiraro ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 27 arorik, kiraro, korira, rariko, rorika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |