|
|
|
|

Teny iditra1  kiraviravezana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asiana zavatra mikirazorazo eo amboniny: Azo kiraviravezanao ny pataloanao ny lohako
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#335] Au-dessus de qui ou de quoi on fait pendiller: Aza kirariraveianao ny patalohanao ny lohako (Ne faites pas pendiller votre pantalon au-dessus de ma tête)
Fototeny  5  kiraviravy
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11