Teny iditra | 1 kiriminy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Tankarana]
Karazam-bary madini-boa fotsy sy matsiro fahita any amin' ny faritanin' Antsiranana (Oryza sativa L. ) |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.19] [Tankarana]
nom d'une variété de riz. 5 [1.196] (nom peut être d'origine africaine ?). Variété de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), à petit grain blanc translucide et dur, très apprécié. Surtout cultivé autour de Diégo-Suarez. [Tankarana] |
Voambolana |
6 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08 |
![]() |