|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kirìna
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy mety miova amin' ny heviny fa mitana izany amin-ditra: Lehilahy kirina Rakoto ka tsy azo ahodina amin' ny heviny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] obstinate
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] obstiné, entêté, tenace
6  [1.8] entêté
Fototeny  7  kiry
Sampanteny 
8  Mpamaritra :
Mpanahaka  9  be ditra, mafy hatoka, mafy sofina, be tohika, be bohihy, botraika, tsy azo atao ahoana amin' ahoana, mikiribiby, mitompo teny fantatra, mikitroka

Teny iditra (2/2)10  kirina
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.19] [Tankarana] nom d'une espèce d'insecte.
Voambolana  13  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  14  ikiran, kaniry, kinary, kirain, kirany, kirina, kirìna, nikira, rikain, rikany

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03