|
|
|
|

Teny iditra1  kirioka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] Enti-milaza tandrok' omby mahitsy fa kely rirana ary fahita amin' ny omby tsy dia araka ny izy ny halehiben' ny lohany [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  4  label="tandrokomby" run="omby?tv=t" />

Fivaditsoratra  5 akikiro, 6 kiraoky, kirioka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26