Teny iditra | kirioka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Enti-milaza tandrok' omby mahitsy fa kely rirana ary fahita amin' ny omby tsy dia araka ny izy ny halehiben' ny lohany [1.1] | |
Tsanganana sy sary iray takila | Bikan' ny tandrok' omby | |
Fivaditsoratra | akikiro, kiraoky, kirioka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18 |