|
|
|
|

Teny iditra1  kiriolona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vazaha fotsy hoditra tendra tany amin' ireo tany nozanahin' ny ray aman-dreniny fahizay
Safitra zanaky ny Vazaha sy ny tompontany, mainty na zarazara ny oditra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a creole, esp, a person from Reunion
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] créole, spéc. de la Réunion

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07