Teny iditra kirotra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mifararemotra sy miketrona
¶ Lehibe ny tandrony iray noho ny ilany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui a un bout plus petit que l'autre [Abinal 1888]
Sampanteny 
Tsanganana sy sary iray takila Bikan' ny tandrok'omby

Teny iditra kirotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] cligner des yeux. [David 1952 (takila K)]
Teny mitovy hevitra kiro-maso

2017/03/10