Teny iditra | kisa | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila kisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra [1.1] | ||
Tovy hevitra | akisa | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | kasy, kisa, saky, sika, skia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |