|
|
|
|

Teny iditra1  kisa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila kisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra
Tovy hevitra  4  akisa
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  6  kasy, kisa, saky, sika, skia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31