Teny iditra | 1 kisarihasina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Betsileo]
Karazan-kazo madinidinika mitovitovy amin' ny landihazo, saingy maniry amin' ny tany mandomando; fampiasan' ny olona amin' ny vay noho izy manalefaka ny fanaintainam-pivontosana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] (de sary : image ; tout ce qui ressemble à quelque chose sans cependant lui être identique ; et hasy : le cotonnier). Malvacée ( ?) indéterminée. Elle pousse généralement au bord des eaux. Les feuilles sont écrasées fraîches et appliquées en emplâtre maturatif sur les abcès (d'après le R.P. Dubois). On l'appelle encore sarisarindandihazo. [Betsileo]
|
Voambolana |
5 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Tsipelina hafa | 6 kisarihasy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |