Teny iditra kisiranaondre (kisira, ondry)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ kisiranondry ] (Oxalis livisa) kidiadiamborona : Namele kisirananondre ny anajaza, ko mamoremborem-po : nahalany kidiadiamborona bebe ny zaza ka marary ambavafo (Dubois) [Ravelojaona 1937 takila K.247]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (orthographe de Dubois) ou kisiranaondry (orthographe de Firaketana Malagasy) (de kisira et ondry : mouton). Oxalis livida Jacq. (Oxalidaceae). Parfois consommé comme légume ou comme condiment. Serait fourrager et recherché notamment par les moutons. Encore appelé kodiadiavoronankaratra, car il ne pousse que sur les hauts sommets. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Oxalis livida

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31