|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kisokiso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10] teny fiantsoana ny kisoa
4  [1.1] Teny entina miantso ny kisoa.
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
Tovy hevitra  8  kiso

Teny iditra (2/2)9  kisokiso
Fototeny  10  kiso
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.10] sorisorena, malonilony, madikidiky, mora tezitra, soso-dava
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3] morose, hargneux
Tovy hevitra  14  kiso

Fivaditsoratra  15  kisokiso, sokisoky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21