|
|
|
|

Teny iditra1  kisosy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Aretina mahatonga ny tena hivoaka voampano, tahaka ny kitrotro na bonibony, rehefa avy voan' ny nendra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.19] [Tankarana] rougeole.
5  [1.54] éruption cutanée après la petite vérole
Voambolana  6  Fahasalamana
Tsipelina hafa  7  kisoso

Fivaditsoratra  8  kisosy, sisiko

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31