Teny iditra | 1 kitakitaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fozafozaina, viraviraina: Nokitakitain' Isambilo ny akanjoko Velivelezina, levilevena, tsy itondrana roa: Nokitakitain' ny mpampiasa zanakalo izy ka tsy nahapetraka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] qu'on chiffonne, qu'on maltraite: Aza kitakitaina ny akanjoko (Ne chiffonner pas mes habits) ~ Aza kitakitaina ny zandrin' ialahy (Ne maltraite pas ton frère cadet) |
Fototeny | 5 kitakita |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 10 kitakitahina |
Fivaditsoratra | 11 akitakitany, ikitakitana, kitakitaina, niatikatika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |