Teny iditra kitakitaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon' ny kitakitan' ny mpampiasa izy ka niala [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de chiffonner, de mettre sens dessus dessous
Action de maltraiter, de rudoyer, de se fâcher [1.3]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra kitakita

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31