| Teny iditra | 1 kitamby |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antambahoaka] sikin-dehilahy
[1.78] 4 [Antesaka] lamba fitafy, sikina [1.78] 5 [Tanosy] sikindahy [1.78] 6 Lamba ahodidin' ny vehivavy ny valahany; fampiasan' ny olona any anindran-tany indrindra: Ny kitamby dia hatreo amin' ny valahana ihany, fa ny sikina kosa hatreo ambany helika [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a piece of cloth worn wrapped around by women
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 [Tankarana] pagne des hommes drapé autour de la taille, jusqu'aux chevilles ; c'est une pièce d'étoffe non cousue dont se revêtent les hommes ; ils l'attachent autour des reins du côté gauche.
[1.19] 9 pagne des femmes [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 29 Toe-karena: zaitra |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 31 kambity, kitamby |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|