Teny iditra kitari-daolao
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Hira fanaon' ny tovovavy amin' ny takariva diavolana: mandeha mifampitohitohy maro ny ankizy ka ny tanany havanana itohizany amin' ny eo aloha, ary ny havia amin' ny eo aoriana [1.1]
Mpanahaka  isam-balahazo ~ isan' andravava ~ isan-drary

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31