Teny iditra | kite | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Tety, kibay, farasisa [1.78] | |
[Bara] Farasisa [1.78] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Bara] Syphilis [1.78] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Teny iditra | kite | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | Karazana voromahery [1.17] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Teny iditra | kite | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | Papango hazo [1.17] | |
Voambolana | Kilalao | |
Fivaditsoratra | kite, teky, tike |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |