Teny iditra kitelo an' ila (telo, ila)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Randram-bolo betsileo miendrik' akondro telo amin' ny ilany, ary toy izany koa amin' ny an-daniny [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31