Teny iditra kiteratera
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Betsileo] impolo kely, imbetika manao zavatra imbetika tsy manao: Aza atao kiretareta itoy fihinana itoy (Aza atao impolo kely ity fihinana ity) [Rakotosaona 1972]

2009/02/23